Manoloana ny fanaparitahana vaovao amin’ny gazety sy amin’ny pejy vao niforona eto amin’ny tambazotran-tserasera Facebook dia manao izao fanambarana izao ny FEDERASIONA MALAGASY NY BAOLINA KITRA : Ny vaovao marim-pototra sy ireo fanapahan-kevitra rehetra momba ny Federasiona sy izay rehetra mikasika azy (fitantanana, fikarakarana ny lalao sy fifaninanana, mpanazatra, sns.) dia izay mivoaka ao amin’ny tranokala : www.fmf.mg sy ao…
